Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Faly tokoa aho, indrindra moa fa ny Tarika TELONOHOREFY FAMONJENA(Sacha-Lanto-Liva), raha nahita ity Hira ity tao amin'ny RUclips...Novokarina niaraka tamin'ny TV PLUS - Coulisse Telonohorefy Famonjena 2013.Noho izany dia isaorana izay nisafidy nandefa azy ity tao...Porofon'ny Fitiavana ny namana izany rehetra izany.Samia ary miomana Rahalahy sy Anabavy malala satria :Tsy fantantsika tokoa izay ora sy fotoana ahatongavan'ny Tompo ... "MIOMANA HIANAO " miomana ary e !
Faly tokoa aho, indrindra moa fa ny Tarika TELONOHOREFY FAMONJENA
(Sacha-Lanto-Liva), raha nahita ity Hira ity tao amin'ny RUclips...
Novokarina niaraka tamin'ny TV PLUS - Coulisse Telonohorefy Famonjena 2013.
Noho izany dia isaorana izay nisafidy nandefa azy ity tao...
Porofon'ny Fitiavana ny namana izany rehetra izany.
Samia ary miomana Rahalahy sy Anabavy malala satria :
Tsy fantantsika tokoa izay ora sy fotoana ahatongavan'ny Tompo ...
"MIOMANA HIANAO " miomana ary e !